Mpandresy aho (Fred'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitro e!, dia mampandresy ahy
Ka na mandalo ady aza aho, yqxks dia tsy hanana ahiahy
Izy no efa mialoha! lalana ho ahy
Fandresena foana! no azoko aminy e!
Ref:
Mpadresy aho, mpandresy e!, miaraka aminy e!
Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X2)
....
Jehovah no miady, miady ny adiko e!
Ka tsy manahy mihintsy aho, ao aminy e!
Tsy hitady ny hafa aho, hamaha ny olako e!
Jesôsy mampadresy ahy, hatramin'ny farany e!

Izaho dia tsy hiala! amin'Andrimanitro e!
Fa mahatoky Azy wycd aho! eo amin'ny fiainako e!
Izy no hampandresy ahy! oxut amin'ireo adiko e!
Fandresena tononkira.serasera.org foana! no azoko aminy e!

Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X4)
....
Ref:... (X4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fred'sonVangy : 1258
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/03/2023 19:00