Mpandresy aho (Fred'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitro e!, dia mampandresy ahy
Ka na mandalo ady aza aho, dia tsy hanana ahiahy
Izy no efa mialoha! lalana ho ahy
Fandresena yqerbhlf foana! no azoko aminy e!
Ref:
Mpadresy aho, mpandresy e!, miaraka aminy e!
Ireo olana tononkira.serasera.org jrdlckz rehetra, hitsakitsahiny e! (X2)
....
Jehovah no miady, miady ny adiko e!
Ka tsy manahy mihintsy aho, ao aminy e!
Tsy hitady ny hafa aho, hamaha ny olako e!
Jesôsy mampadresy ahy, gttukm hatramin'ny farany e!

Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X2)
....
Izaho dia tsy hiala! amin'Andrimanitro e!
Fa mahatoky Azy aho! eo amin'ny fiainako e!
Izy no hampandresy ahy! amin'ireo adiko e!
Fandresena foana! no azoko aminy e!

Ireo olana rehetra, hitsakitsahiny e! (X4)
....
Ref:... (X4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fred'sonHits : 1259
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 18/03/2023 19:00