Finoana arahan’asa (FJKM BETSIZARAINA FINO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho Anao ny saotra sy ny dera
Ry Ray Mpahary xrvuav sy ymtwgj Mpiahy,
Ny Fiangonanao mijoro
Noho ny asan’ny Fanahy.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
2. Ny Tompo tsy mba manadino
Ny asa tsara ataon’ny ltrfqday mpino,
Ka fitahiana sesilany
No indro asetriny izany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
3. Ho lalim-paka ny finoana
Ka vonona hiasa hatrany,
Ny tena fototra ijoroana
Dia Jesoa irery ihany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa tononkira.serasera.org izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
Ry Ray Mpahary xrvuav sy ymtwgj Mpiahy,
Ny Fiangonanao mijoro
Noho ny asan’ny Fanahy.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
2. Ny Tompo tsy mba manadino
Ny asa tsara ataon’ny ltrfqday mpino,
Ka fitahiana sesilany
No indro asetriny izany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
3. Ho lalim-paka ny finoana
Ka vonona hiasa hatrany,
Ny tena fototra ijoroana
Dia Jesoa irery ihany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa tononkira.serasera.org izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FJKM BETSIZARAINA FINOVangy : 337
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mah6
Daty : 30/04/2025 09:48
