Finoana arahan’asa (FJKM BETSIZARAINA FINO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho Anao ny saotra sy opkn ny dera
Ry Ray Mpahary sy Mpiahy,
Ny Fiangonanao mijoro
Noho ny asan’ny Fanahy.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka gsjl
Ho velona tokoa ianao.
2. Ny Tompo tsy mba manadino
Ny asa tsara ataon’ny mpino,
Ka fitahiana sesilany
No indro asetriny izany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
3. Ho lalim-paka tononkira.serasera.org ny finoana
Ka vonona hiasa hatrany,
Ny tena fototra ijoroana
Dia Jesoa irery ihany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo hralzdor amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
Ry Ray Mpahary sy Mpiahy,
Ny Fiangonanao mijoro
Noho ny asan’ny Fanahy.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka gsjl
Ho velona tokoa ianao.
2. Ny Tompo tsy mba manadino
Ny asa tsara ataon’ny mpino,
Ka fitahiana sesilany
No indro asetriny izany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
3. Ho lalim-paka tononkira.serasera.org ny finoana
Ka vonona hiasa hatrany,
Ny tena fototra ijoroana
Dia Jesoa irery ihany.
Ref :
Fa ny finoana ho tanteraka
Eo hralzdor amin’ny asa izay hatao,
Ry Betsizaraina ô, aza reraka
Ho velona tokoa ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FJKM BETSIZARAINA FINOHits : 338
Likes : 0 Like
Created by : Mah6
Date : 30/04/2025 09:48
