Tantara sarotra (Finaritra (Rindra Tarika))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay tononkira.serasera.org noraràna, fa dia nifankatia
Mitady isan'andro izay fomba iarahana dia
Na dia hifampijery aza
Na mba hiresaka!
Ianao foana no ilaiko ho anilako

Ny antsika roa mantsy toa tantara sarotra
Efa manantompo, efa voafatotra
Fa tsy nanakana lay fontsika ho sarika
Ho fo miara mitempo ny ahy sy anao.

Dia voatery tjkzow hiala maina tsy hitondra mody
Fa ianao ry tiako
Manan'olona dtcf iray talohako
Ianao foana andrandraina ho fanafody
Ka manantena, fiainana vaovao ho ahy sy ho wwsgwcc anao.

Finaritra Mai 2019

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Finaritra (Rindra Tarika)
Vangy : 2370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Camarade
Daty : 13/06/2019 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297