Tantara sarotra (Finaritra (Rindra Tarika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay noraràna, fa dbypgtvp dia nifankatia
Mitady isan'andro izay fomba iarahana dia
Na dia hifampijery aza
Na mba hiresaka!
Ianao foana no ilaiko ho anilako
Ny antsika roa mantsy toa tantara sarotra
Efa manantompo, iszanr efa voafatotra
Fa tsy nanakana lay fontsika tononkira.serasera.org ho sarika
Ho fo miara mitempo ny ahy sy anao.
Dia voatery hiala maina tsy hitondra mody
Fa ianao ry tiako
Manan'olona iray talohako
Ianao lfalha foana andrandraina ho fanafody
Ka manantena, fiainana vaovao ho ahy sy ho anao.
Finaritra Mai 2019

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Finaritra (Rindra Tarika)Hits : 2331
Likes : 0 Like
Created by : Camarade
Date : 13/06/2019 10:50