MIOTRNA TSARA, AZA MIOVA (Feon'ny Fifohazana Manolotrony)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsarovy izao ny andro izay iainantsika
Be tokoa ny zavatra miova
Efa hita maso ny hamaroan'ny olona
Izay mihemotra finoana
Sao koa ary ianao
Aza miherikerika
Mijoroa mafy manàna faharetana
Ref:
Miorena tsara, aza miova
Miorena tsara amin'ny fivavahana
Tonga izao ny andro tsy ahazakan'ny olona
Fampianarana tsisy kilema
2- Ankehitriny izao ny fitiavan-tena
Be indrindra hita amin'ny olombelona
Ny mpianakavy tsy miray saina
Noho ny tononkira.serasera.org haratsiam-piainana
Didy vaovao teo aloha
Io nosoloina lolom-po
Ny firaisan-kina lasa fitokoana
3- Ny devoly izao dia mirenireny
Mitady izay xmdvk ho arapany
Koa mitandrema ry mwpoljop olom-boafidy
Aza mety ho fitahiny
Maro be ireo namantsika
Amin'izao fiainana wlhan izao
Misitaka, mihemotra
Miala amin'ny fampianarana
Be tokoa ny zavatra miova
Efa hita maso ny hamaroan'ny olona
Izay mihemotra finoana
Sao koa ary ianao
Aza miherikerika
Mijoroa mafy manàna faharetana
Ref:
Miorena tsara, aza miova
Miorena tsara amin'ny fivavahana
Tonga izao ny andro tsy ahazakan'ny olona
Fampianarana tsisy kilema
2- Ankehitriny izao ny fitiavan-tena
Be indrindra hita amin'ny olombelona
Ny mpianakavy tsy miray saina
Noho ny tononkira.serasera.org haratsiam-piainana
Didy vaovao teo aloha
Io nosoloina lolom-po
Ny firaisan-kina lasa fitokoana
3- Ny devoly izao dia mirenireny
Mitady izay xmdvk ho arapany
Koa mitandrema ry mwpoljop olom-boafidy
Aza mety ho fitahiny
Maro be ireo namantsika
Amin'izao fiainana wlhan izao
Misitaka, mihemotra
Miala amin'ny fampianarana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fifohazana ManolotronyVangy : 1469
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VideoHiraFiderana1
Daty : 05/11/2020 14:34
