Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIOTRNA TSARA, AZA MIOVA (Feon'ny Fifohazana Manolotrony)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsarovy tononkira.serasera.org izao ny andro izay iainantsika
Be tokoa ny zavatra miova
Efa hita maso ny hamaroan'ny olona
Izay mihemotra finoana
Sao koa eczythrb ary ianao
Aza miherikerika
Mijoroa mafy manàna faharetana
Ref:
Miorena tsara, aza miova
Miorena tsara amin'ny fivavahana
Tonga izao ny andro tsy ahazakan'ny olona
Fampianarana tsisy jfmafjem kilema
2- Ankehitriny izao ny fitiavan-tena
Be indrindra hita amin'ny olombelona
Ny mpianakavy tsy ozod miray saina
Noho ny haratsiam-piainana
Didy vaovao teo aloha
Io nosoloina lolom-po
Ny firaisan-kina lasa fitokoana
3- Ny devoly izao dia mirenireny
Mitady izay ho arapany
Koa mitandrema ry olom-boafidy
Aza mety ho fitahiny
Maro be ireo namantsika
Amin'izao fiainana izao
Misitaka, mihemotra
Miala amin'ny fampianarana
Be tokoa ny zavatra miova
Efa hita maso ny hamaroan'ny olona
Izay mihemotra finoana
Sao koa eczythrb ary ianao
Aza miherikerika
Mijoroa mafy manàna faharetana
Ref:
Miorena tsara, aza miova
Miorena tsara amin'ny fivavahana
Tonga izao ny andro tsy ahazakan'ny olona
Fampianarana tsisy jfmafjem kilema
2- Ankehitriny izao ny fitiavan-tena
Be indrindra hita amin'ny olombelona
Ny mpianakavy tsy ozod miray saina
Noho ny haratsiam-piainana
Didy vaovao teo aloha
Io nosoloina lolom-po
Ny firaisan-kina lasa fitokoana
3- Ny devoly izao dia mirenireny
Mitady izay ho arapany
Koa mitandrema ry olom-boafidy
Aza mety ho fitahiny
Maro be ireo namantsika
Amin'izao fiainana izao
Misitaka, mihemotra
Miala amin'ny fampianarana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny Fifohazana ManolotronyVisites : 1465
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VideoHiraFiderana1
Date : 05/11/2020 14:34
