RY MPIVAHINY (Fa) (Feon' ny Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny mandalo sy mielina ihany
Miovaova tsy satry ny fiainana an_tany
Ao ireo fiainana anatin'ny aizina
Nefa hinoana fa vfijt mbola hisava
Aiza ny lalan_kombana
Nefa ny tononkira.serasera.org Ray ao an_danitra ao
Izay nahary upixvmcm izao tontolo izao
Teo ambonin'ny seza fiandrianany
Izy anie dia hiova fijery eny e!
Tia( tena tia ny Ray)² oxeit eny mandrakizay
Miovaova tsy satry ny fiainana an_tany
Ao ireo fiainana anatin'ny aizina
Nefa hinoana fa vfijt mbola hisava
Aiza ny lalan_kombana
Nefa ny tononkira.serasera.org Ray ao an_danitra ao
Izay nahary upixvmcm izao tontolo izao
Teo ambonin'ny seza fiandrianany
Izy anie dia hiova fijery eny e!
Tia( tena tia ny Ray)² oxeit eny mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon' ny FideranaVangy : 812
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:17
