Noho ny Fitiavanao (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tompo O!inty aho,ny foko ovay havaozy;
Ka ny fahasoavanao hikoriana amiko
Tompo O!fantatro kyhs fa ny halemeko rehetra
Dia ho foana izao noho uhucl ny fitiavanao
ref:
fihino aho amin'ny fitiavanao
ho eo akaiky,ho eo sjyrqn anilanao
raha miandry anao,dia ny elatrao no hiakarako
toy ny voromahery tarihin'ny Fanahy
ho amin'ny fitiavanao
Tompo O! ampahirato ,ny masoko hahita anao
ho fantatro ao am-poko fa tia ahy Ianao
Tompo o!ovay ny saiko ka ny sitrakao no hiriko
Ho fiainako isan'andro, noho ny Fitiavanao
Ref:
............................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)Vangy : 3330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mahandritiana
Daty : 13/07/2017 07:08