Noho ny Fitiavanao (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo O!inty aho,ny foko ovay havaozy;
Ka ecrlbyi ny fahasoavanao hikoriana amiko
Tompo O!fantatro fa ny halemeko rehetra
Dia ho foana izao noho ny fitiavanao

ref:
fihino aho amin'ny fitiavanao
ho eo fmwxy akaiky,ho eo anilanao
raha miandry tononkira.serasera.org anao,dia ny elatrao no hiakarako
toy ny voromahery tarihin'ny Fanahy
ho amin'ny fitiavanao

Tompo O! ampahirato bwwg ,ny masoko hahita anao
ho fantatro ao am-poko fa tia ahy Ianao
Tompo o!ovay ny saiko ka ny sitrakao no hiriko
Ho fiainako isan'andro, noho ny Fitiavanao

Ref:
............................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)
Visites : 3418
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mahandritiana
Date : 13/07/2017 07:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381