VOULA (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba te hamangy anao any izaho aty fa tsy afaka e
Te hanantona hitory fitia fa tapaka e
Tsy manan-drala ka tsy afaka mandeha mbô marina e
Raha sendra ka henonareo ity vazo ity mangataka e
Vola, vola izay mihetsika e
Vola, vola tsy araka e
Vola, vola tsy manana e
Vola, vola mba omeo any e
Mba te ho artista mpihira sy mpandihy fa tsy afaka e
Tsy mety tafita dia silaka satria tapaka e
Nofinofy rhfts no bobaka revin-gadra mbô xcprqtd marina e
Raha sendra ka tononkira.serasera.org henonareo ity vazo ity mangataka e Oouuh
Vola, vola izay mihetsika e
Vola, vola tsy araka e
Vola, vola tsy manana e
Vola, vola mba omeo any ejgsuah e

--------
Rohy: