mitalaho (Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tompo o menatra fwea aho manoloana anao
Fa mpanota e ka miangavy inty aho tononkira.serasera.org mba iantrao
Neniko ireo ditran'ny nofoko vitako hatrizay
Mitoloko avela ny ota izay natao
Fa tsapako tsy misy fiadanam-po ao anatiko ao
Tebiteby tahotra fa tafasaraka gfrwin aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
Fa manenina tokoa
Ref: ianao no antenaina e,
Ampitony izany saina,
Mitalaho an-dranomaso re ampodio ity ondry izay nania
Amindrao fo ity zanakao
fa vonona akato
Miangavy aho ary mitalaho
2 ontsaontsa izany fo vonton'alahelo
Raha nandinika ny tena dia mila famonjena
Nodikaiko tsotra izao ilay sori-dalanao
Jesosy Tompo hafao fa vidin-dra anao
Fa tsapako tsy misy fiadanam-po ao anatiko ao
Tebiteby tahotra zofq raha tafasaraka aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
Fa manenina tokoa
Ref....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray)Vangy : 385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 08/12/2024 08:00