Matokia (Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Toa manjombona ny anio,
Feno raho(na) mitatao
Aizim-pito izay jerena
ka tsy hita tononkira.serasera.org izay atao,
Mila ho kivy ny fo
Reraka miasa loha
Aiza intsony no aleha?
Mbola ho tafita ihany ve?
2Anio anefa mitraka
Mijoro aza manahy
Fa Jesosy mbola ao
Sady tena tia anao
Tetezana: mibebaha, atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenana : nattpkxw matokia aza matahotra
Ka sahia aoka tsy iaotra
Fa manantona ilay mpamonjy mora
Azo amin'ny ntfb fahoriana
Jesosy tsy handao na hahafoy anao...
3Ianao koa izay mora kivy
Very hevitra izay tsy izy
Aza variana e, miverena
Ny tomponao anie onena
Mibebaha atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenanana: ....
Na dia miady mafy aza ianao
Ilay Jesosy tsy mba mandao
Mihevitra swzd hatrany izay mahasoa anao
Fiverenena : MATOKIA....
Feno raho(na) mitatao
Aizim-pito izay jerena
ka tsy hita tononkira.serasera.org izay atao,
Mila ho kivy ny fo
Reraka miasa loha
Aiza intsony no aleha?
Mbola ho tafita ihany ve?
2Anio anefa mitraka
Mijoro aza manahy
Fa Jesosy mbola ao
Sady tena tia anao
Tetezana: mibebaha, atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenana : nattpkxw matokia aza matahotra
Ka sahia aoka tsy iaotra
Fa manantona ilay mpamonjy mora
Azo amin'ny ntfb fahoriana
Jesosy tsy handao na hahafoy anao...
3Ianao koa izay mora kivy
Very hevitra izay tsy izy
Aza variana e, miverena
Ny tomponao anie onena
Mibebaha atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenanana: ....
Na dia miady mafy aza ianao
Ilay Jesosy tsy mba mandao
Mihevitra swzd hatrany izay mahasoa anao
Fiverenena : MATOKIA....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray)Vangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 31/10/2024 20:42
