Fiderana (FEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vyxvsg I.Andriamanitrô misaotra anao zahay
Tsy navelanao ho very re...
Fa natolotrao ny zanakao hamonjy anay
Ka misaotra misaotra anao zahay
Fiv:Fifankatiavana sy tononkira.serasera.org fiadanana
No navelanao ho anay Tompo ô
Hafalina no manjaka aminay
Ka midera,midera anao zahay
II.Jesosy Tompo hxsqwgg ô vwdup fisaorana no atotray
Nomenao anay Fanahy Masinao
Mba hananatra sy hanitsy anay
Ka misaotra,misaotra Anao zahay.
fiv:fifankatiavana sy..........
Tsy navelanao ho very re...
Fa natolotrao ny zanakao hamonjy anay
Ka misaotra misaotra anao zahay
Fiv:Fifankatiavana sy tononkira.serasera.org fiadanana
No navelanao ho anay Tompo ô
Hafalina no manjaka aminay
Ka midera,midera anao zahay
II.Jesosy Tompo hxsqwgg ô vwdup fisaorana no atotray
Nomenao anay Fanahy Masinao
Mba hananatra sy hanitsy anay
Ka misaotra,misaotra Anao zahay.
fiv:fifankatiavana sy..........
--------
Rohy:
