Fenoy ny tranon'Andriamanitra (FEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Jesosy miantso sdel antsika mba hitory
Sy ananambara ny filazantsara soa
Zay vita batisa aminy Anarany
Dia tendreny mba zqso hanao ny asany.
Fiv:ô!Antsoy re ny olona mba hiditra.
Mba ho feno ity tononkira.serasera.org tranon'Andriamanitra
Tanteraho ny asa mba ho tontosa
Mba ho faly any whaiv am_paradisa
2_Isika rehetra izao no vavolombelona
Zay hanambara ilay fiavany
Dia ho voahavotra ireo namana
Zay tsy mbola tao ambany
Sy ananambara ny filazantsara soa
Zay vita batisa aminy Anarany
Dia tendreny mba zqso hanao ny asany.
Fiv:ô!Antsoy re ny olona mba hiditra.
Mba ho feno ity tononkira.serasera.org tranon'Andriamanitra
Tanteraho ny asa mba ho tontosa
Mba ho faly any whaiv am_paradisa
2_Isika rehetra izao no vavolombelona
Zay hanambara ilay fiavany
Dia ho voahavotra ireo namana
Zay tsy mbola tao ambany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFAVangy : 1527
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : understandign
Daty : 17/11/2016 09:35
