FIDERANA HATRANY (FATAH Five (5))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Izaho Jeso dia manaiky ny fitiavanao e
   Fa na dia mpanota aza aho, mbola novonjenao
   Tena nahafoinao mihintsy anie ny ainao fupsjb e
   Mba hanavotanao izao tontolo izao

            Resy lahatra aho nohon'ny fitiavanao
      hnrwgs       Ka indro ateriko izao fiderana izao
            Mb'hankasitraho re zay kely vitanay
            Tsy anio ihany fa ho Mandrakizay
          
REFRAIN
    tononkira.serasera.org         Fiderana hatrany e , ny eto ambonin'ny tany
            No asetrinay ny fitiavanao
            wkhkf Ka ho fifaliana tsy mety lany
            Ny fiainanay rehefa mideranao


2. Ambarako hanako hiely eran-tany
    Fa tsy misy toa Anao @zao tontolo izao
    Ny seza fiandrihananao tsy mba hietry izany
    Avo fipetraka ka Deraiko izao


              A/C:Elie R , may 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FATAH Five (5)
Vangy : 805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : eliefanomezana4
Daty : 11/07/2020 09:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391