FIDERANA HATRANY (FATAH Five (5))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Izaho Jeso dia manaiky ny fitiavanao e
   Fa na dia mpanota aza aho, mbola novonjenao
   Tena nahafoinao mihintsy anie ny ainao e
   Mba hanavotanao izao tontolo izao

            Resy lahatra aho nohon'ny fitiavanao
            Ka indro ateriko izao fiderana izao
            Mb'hankasitraho re zay kely vitanay
            Tsy anio ihany fa ho Mandrakizay
  xyijsr  lpzmak        
REFRAIN
            Fiderana hatrany e , ny eto ambonin'ny tany
            No asetrinay ny fitiavanao
            Ka ho fifaliana tsy mety lany
            Ny fiainanay rehefa mideranao


2. Ambarako hanako hiely eran-tany
    tononkira.serasera.org Fa tsy misy toa Anao @zao tontolo izao
    Ny seza fiandrihananao tsy mba hietry pbvww izany
    Avo fipetraka ka Deraiko izao


              A/C:Elie R , may 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FATAH Five (5)
Hits : 805
Likes : 0 Like
Created by : eliefanomezana4
Date : 11/07/2020 09:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1595