Vady faharoa (Fali)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho ny alahelonao
Hadinoy f’izaho tsy anjaranao
Tsy hisy intsony mantsy ny amintsika
Tsy xfcwbufa hitomaniana intsony fa vita
Ny filafila nataonao angamba
Nahavariana ka nahatonga ahy jamba
Ankehitriny anefa fantatro
Hay izaho 'lay vady faharoa
Ny fitia zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Soa ihany fa nasiana fefy
Hay fitia mampiara-droa ka lefy
Ny any aoriana no tandremana
Tsy ho maika mora qdvkgzo manana
Ny fitia 'zay tena mamy tononkira.serasera.org mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko gnjz miala dieny izao
Raha ny fitia 'zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Mampijaly ahy ianao, ianao toa milalao,
Aleoko miala dieny izao
Tonony sy feony : Silo Andrianandraina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FaliVangy : 2702
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/02/2015 14:52