Vady faharoa (Fali)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho ny alahelonao
Hadinoy f’izaho tsy anjaranao
Tsy hisy intsony mantsy ny amintsika
Tsy hitomaniana intsony fa vita
Ny filafila nataonao angamba
Nahavariana ka nahatonga ahy jamba
Ankehitriny anefa fantatro
Hay izaho 'lay vady faharoa
Ny fitia zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo lssagdp avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Soa ihany fa nasiana fefy
Hay fitia mampiara-droa ka lefy
Ny any bwhqzts aoriana no tandremana
Tsy ho maika mora manana
Ny fitia 'zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo tononkira.serasera.org avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Raha ny fitia 'zay tena mamy mbola hisy hatrany
Raha hiteraka tomany aleo avelako any
Fitia toa kilalao, mampijaly ahy ny anao
Aleoko miala dieny izao
Mampijaly ahy ianao, ianao toa milalao,
Aleoko miala dieny izao
Tonony sy brimq feony : Silo Andrianandraina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FaliHits : 2776
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 13/02/2015 14:52