Faniriako Jesosy (Ezra Mpidera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao tononkira.serasera.org
Mandrakizay doria

Fa miankina iwnheqtx Aminao
No mahasambatra ahy
Ny ho tantananao
Izay no frxo faniriako Jesosy

Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria

Fa miankina Aminao no mahasambatra pwwh ahy
Hombany tananao mahery tsy hanana ahiahy
Matory aho ny alina tsy misy tahotra
Mifoha aho ny maraina feno fiadanana

Fa Jesosy irery ihany no anton'izany
Izy irery ihany no mahatoa izao
Ka hitoetra aho, hifikitra aho
Anilany mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ezra Mpidera
Visites : 1143
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Antsamiah
Date : 10/04/2019 11:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438