Faniriako Jesosy (Ezra Mpidera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa hzzihyab miankina Aminao
No mahasambatra ahy
Ny ho tantananao
Izay no faniriako Jesosy
Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa bfanc ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao no mahasambatra ahy
Hombany tananao mahery tsy hanana ahiahy
Matory aho ny alina tsy misy tahotra
Mifoha aho ny maraina feno fiadanana
Fa Jesosy irery ihany no bgdte anton'izany
Izy irery tononkira.serasera.org ihany no mahatoa izao
Ka hitoetra aho, hifikitra aho
Anilany mandrakizay doria
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa hzzihyab miankina Aminao
No mahasambatra ahy
Ny ho tantananao
Izay no faniriako Jesosy
Nandalo ady mafy aho
Tsisy intsony ny azo atao Jesosy
Fa bfanc ny tananao mahery
Tsy mba fohy fa mahavonjy
Ambanin'ny elatrao
No hialofako
hifikitra Aminao
Mandrakizay doria
Fa miankina Aminao no mahasambatra ahy
Hombany tananao mahery tsy hanana ahiahy
Matory aho ny alina tsy misy tahotra
Mifoha aho ny maraina feno fiadanana
Fa Jesosy irery ihany no bgdte anton'izany
Izy irery tononkira.serasera.org ihany no mahatoa izao
Ka hitoetra aho, hifikitra aho
Anilany mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ezra MpideraHits : 1173
Likes : 1 Like
Created by : Antsamiah
Date : 10/04/2019 11:25
