Tena tia (Eri)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mitopy eny aminao ireto masoko
raha vao mibanjina ilay endrikao dia faly ny foko
Mientan-karavoana ireo tontoloko
hafaliana tsy homby tratra ny ahy eo anilanao
Tia, tena tia stvd anao tokoa anie aho
ilay gboqku anilanao no tena tononkira.serasera.org hasambarako
eny xkbcxawt sambatra sy tretrika tokoa manana anao malalako
Ny eo anilanao ry tiana no tena mamiko
ilay tambitambinao, fitiavanao ireo no tokiko
zary paradisa kely izany fiainako
Endrey izany hasambarako fa manana anao

--------
Lien: