Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho anilanao aho (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao
Malaina ny hisaraka
Fa mamy ireo ora leppce niarahana
Ny fotoana anefa tsy hamela antsika aeqfuzp hanohy
Ireo nofinofy izay nifanolorana
Ka handeha ianao
Handao ahy lavitra
Nefa mino aho
Ianao tsy hanadino ahy
Ny foko mba tsy tony ilaozanao
Ka aza adinoinao
Na alina tononkira.serasera.org na andro no ilkkyay ahatsiarovanao ahy
Ny hirako no kaloy
Fa ho anilanao aho
Izaho sy ianao
Na tsy iray lalana aza
Fa fohy ihany ny fotoana niarahana
Ny fitiavantsika tsy avelatsika ho lo
Ary tsy hangatsiaka
Hiaina hatrany ao am-po
Malaina ny hisaraka
Fa mamy ireo ora leppce niarahana
Ny fotoana anefa tsy hamela antsika aeqfuzp hanohy
Ireo nofinofy izay nifanolorana
Ka handeha ianao
Handao ahy lavitra
Nefa mino aho
Ianao tsy hanadino ahy
Ny foko mba tsy tony ilaozanao
Ka aza adinoinao
Na alina tononkira.serasera.org na andro no ilkkyay ahatsiarovanao ahy
Ny hirako no kaloy
Fa ho anilanao aho
Izaho sy ianao
Na tsy iray lalana aza
Fa fohy ihany ny fotoana niarahana
Ny fitiavantsika tsy avelatsika ho lo
Ary tsy hangatsiaka
Hiaina hatrany ao am-po
--------
Rohy:
