Raiso aho ho Anao (Ekaleon Praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesôsy tononkira.serasera.org ôh! tsara loatra ny fitiavanao,
Izay nasehonao ka, namonjenao ahy
Ilay fitiavana maharitra,
Izay napaharetanao
Famindram-po mba ho ahy.
(X2)
Ref:
Raha ny fahalebiazanao dia tsy ho takatro
Fa ity ny tenako atolotro ho anao
Fa ny faniriako dia ny ho eo anilanao
Jesôsy ôh! raiso aho
Raiso aho ho anao.
....
Jesôsy ôh! aza mahafoy na mahasaraka ahy (Hmm!! mmm!!! fpyoum hm!hm!)
Fa tiako loatra Tompo ô! ny miaraka aminao
Atolotro ka hanjakao ny fiainako (Ieeh!! eh!eh!)
Jesôsy ôh! tiako Ianao!! (Tena tiako Ianao Jesôsy ôh!)
Tiako Ianao!! (Tena tiako Ianao...)
Mandrakizay (...mandrakizay)
Ref:
*Raha jvcl ny rdcw fahalebiazanao dia tsy ho takatro
Fa ity ny tenako atolotro ho anao
Fa ny faniriako dia ny ho eo anilanao
Jesôsy ôh! raiso aho
Raiso aho ho anao.
(X3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ekaleon PraiseVangy : 555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/12/2024 18:50