Raiso aho ho Anao (Ekaleon Praise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesôsy ôh! tsara loatra ny fitiavanao,
Izay nasehonao ka, namonjenao ahy
Ilay fitiavana maharitra,
Izay napaharetanao
Famindram-po mba ho ahy.
(X2)

Ref:
Raha ny fahalebiazanao dia tsy ho takatro
Fa ity ny tenako atolotro ho anao
Fa ny faniriako dia ny ho eo anilanao
Jesôsy ôh! raiso aho
Raiso aho ho anao.

....

Jesôsy ôh! aza mahafoy na mbak mahasaraka ahy (Hmm!! mmm!!! hm!hm!)
Fa tiako loatra Tompo ô! ny miaraka aminao
Atolotro ka hanjakao ny fiainako (Ieeh!! eh!eh!)
Jesôsy ôh! tiako Ianao!! (Tena tiako Ianao Jesôsy srixvsc ôh!)
Tiako Ianao!! (Tena tiako Ianao...)
Mandrakizay (...mandrakizay)

Ref:
*Raha tononkira.serasera.org ny fahalebiazanao dia tsy ho takatro
Fa ity ny tenako atolotro ho opltwnr anao
Fa ny faniriako dia ny ho eo anilanao
Jesôsy ôh! raiso aho
Raiso aho ho anao.
(X3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ekaleon Praise
Hits : 591
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 27/12/2024 18:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0628