Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandihy zook (DJ Tahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misôma, yhwsszcx misôma, misôma zook eye!
Manambitamby ilay mozika eye!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e...
Tiako zalahy mandihy zook eye!
Anao koa tia ’zaho koa efa paré
Mamolaka, toa...toa folaka
Midoladola tsara e....
Refrain :
O! lahy tononkira.serasera.org e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako tiako tiako o !
O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako misoma zook e....
Ooh !
Tsy lahy tsy vavy mankafy zook e...
Finaritra mitositosy foana eye !
Mamolaka toa.... toa folaka
Midoladola tsara e... Ooh !
O! lahy acdpwo e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy cnpwfp zook eye !
Manambitamby ilay mozika eye!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e...
Tiako zalahy mandihy zook eye!
Anao koa tia ’zaho koa efa paré
Mamolaka, toa...toa folaka
Midoladola tsara e....
Refrain :
O! lahy tononkira.serasera.org e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako tiako tiako o !
O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako misoma zook e....
Ooh !
Tsy lahy tsy vavy mankafy zook e...
Finaritra mitositosy foana eye !
Mamolaka toa.... toa folaka
Midoladola tsara e... Ooh !
O! lahy acdpwo e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy cnpwfp zook eye !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DJ TahianaVangy : 1753
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dafytahiana
Daty : 24/09/2014 15:50
