Mandihy zook (DJ Tahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misôma, misôma, misôma zook eye!
Manambitamby ilay mozika eye!
Mamolaka, toa..toa folaka,
Midoladola tsara e...
Tiako zalahy mandihy zook eye!
Anao koa tia ’zaho koa efa ncyzifo paré
Mamolaka, toa...toa folaka
Midoladola tsara e....

Refrain :
O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako tiako tiako o !
O! lahy e! lahy e! xvzp lahy e! lahy e!
Tiako tononkira.serasera.org misoma zook e....
Ooh !

Tsy lahy tsy roops vavy mankafy zook e...
Finaritra mitositosy foana eye !
Mamolaka toa.... toa folaka
Midoladola tsara e... Ooh !

O! lahy e! lahy e! lahy e! lahy e!
Tiako zalahy ny mandihy zook eye !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DJ Tahiana
Visites : 1818
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dafytahiana
Date : 24/09/2014 15:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8654