Babonao (Davidson Mada)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao iny kiala
No nambabo ny foko e e e
Tafalatsaka qrryh aho tena tiko ianao ya
Mandra-maty ianao tsy ho ariko
Fa ho kolokoloiko e e e
Ho Lamban'akoho
'Zay no faniriako e e
Ts'ho aiko ny hiaina tsisy anao ô
Ry kiala manja kely fa mamiko eh eh eh, Ya
Ho lasa gaigy angamba rah tononkira.serasera.org ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra efa babonao ô (×2)Kiala,, ye! eee
TIKO HO pqkmukvc TSAMPANAO FA ZAH NE TENA TIA ANAO!! My love ah
TIKO HO REN'IZAO TONTOLO 'ZAO FA BABONAO
SATRI NY FOKO MANTOLO MINTSY NO EFA LASANAO
DE NANORATAKO HIRA kaooec 'ZANY bb MBA HO KOBONAO
Ny ahsolo anao aloh tsy hisy
Rah'mbola eto an-tany e e e
F'Enao anah zah koa anao ihany e e e
Ts'ho aiko ny hiaina tsis anao ô

Ho lasa gaigy angamba rah ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra efa babonao ô(×2) Kiala,, ye!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Davidson MadaVangy : 154
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DavidsonMada
Daty : 18/07/2026 16:20