Babonao (Davidson Mada)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao iny kiala
No nambabo ny foko e e e
Tafalatsaka aho tena tiko ianao ya
Mandra-maty ianao tsy ho ariko
Fa ho kolokoloiko e dycp e e
Ho Lamban'akoho
'Zay no faniriako e e

Ts'ho aiko ny hiaina tsisy anao ô
Ry kiala manja kely fa mamiko eh eh eh, Ya
Ho lasa gaigy angamba rah ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra efa babonao ô (×2)Kiala,,  ye! eee

TIKO HO TSAMPANAO FA ztonc ZAH NE TENA TIA ANAO!! My love ah
TIKO HO REN'IZAO TONTOLO 'ZAO FA BABONAO
SATRI NY FOKO MANTOLO MINTSY NO EFA LASANAO
DE NANORATAKO HIRA 'ZANY bb MBA HO KOBONAO

Ny ahsolo anao aloh tsy hisy
Rah'mbola eto an-tany e e e
F'Enao anah zah koa anao ihany e e e

Ts'ho aiko ny hiaina tsis anao ô
Ry kiala manja kely fa mamiko eh tononkira.serasera.org eh eh, Ya
Ho lasa gaigy angamba rah ilaozanao zah ô
Fa Ny amiko rehetra wivjci efa babonao ô(×2) Kiala,, ye!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Davidson Mada
Hits : 155
Likes : 0 Like
Created by : DavidsonMada
Date : 18/07/2026 16:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306