TSIAMBARANTELO (CRESCENDO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Nandalo ny fotoana
Sy andro ary taona
Nefa ianao
...nameno ny foko
nanome fitiavana
sy tambitamby
Tsy nahalala ny sedra handehanana
Kanefa tononkira.serasera.org ny fitiavan-tsika mafy orina
Hisedra ny olana rehetra
Raha nisy ny ady
Sy ny yfidslx tsy fifankazahoana
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Tsy afa-miaina, tsy eo anilanao
Aza mandao ahy
Ry tsiambarateloko
Tiako foana rwcac izzzihuf ianao
CRESCENDO
Fa tiako foana ianao
Nandalo ny fotoana
Sy andro ary taona
Nefa ianao
...nameno ny foko
nanome fitiavana
sy tambitamby
Tsy nahalala ny sedra handehanana
Kanefa tononkira.serasera.org ny fitiavan-tsika mafy orina
Hisedra ny olana rehetra
Raha nisy ny ady
Sy ny yfidslx tsy fifankazahoana
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Tsy afa-miaina, tsy eo anilanao
Aza mandao ahy
Ry tsiambarateloko
Tiako foana rwcac izzzihuf ianao
CRESCENDO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CRESCENDOHits : 2623
Likes : 0 Like
Created by : fahamarinana
Date : 24/03/2011 14:43
