TSIAMBARANTELO (CRESCENDO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ho tsapanao
Fa tiako tononkira.serasera.org foana fxyz ianao
Nandalo ny fotoana
Sy andro ary taona
Nefa ianao
...nameno ny foko
nanome fitiavana
sy tambitamby
Tsy nahalala ny sedra handehanana
Kanefa ny kzlfjsh fitiavan-tsika mafy orina
Hisedra ny olana rehetra
Raha nisy ny cglriw ady
Sy ny tsy fifankazahoana
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Tsy afa-miaina, tsy eo anilanao
Aza mandao ahy
Ry tsiambarateloko
Tiako foana ianao
CRESCENDO
Fa tiako tononkira.serasera.org foana fxyz ianao
Nandalo ny fotoana
Sy andro ary taona
Nefa ianao
...nameno ny foko
nanome fitiavana
sy tambitamby
Tsy nahalala ny sedra handehanana
Kanefa ny kzlfjsh fitiavan-tsika mafy orina
Hisedra ny olana rehetra
Raha nisy ny cglriw ady
Sy ny tsy fifankazahoana
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Tsy afa-miaina, tsy eo anilanao
Aza mandao ahy
Ry tsiambarateloko
Tiako foana ianao
CRESCENDO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CRESCENDOVisites : 2658
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fahamarinana
Date : 24/03/2011 14:43
