Lisy malahelo (Christian Ravahoaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miantoraka eny an-tratrako eny zzcjdx foana ianao
mitomany, mitomany
aza malahelo intsony ianao,
voahy tononkira.serasera.org ny varavaran’ny fonao hidirako
lisy ô
lisy , lisy , lisy , lisiko ô
aza mitomany intsony ianao

nahoana ianao no miafina ao anatin’ny alina
malahelo, malahelo
maizina ny andro, very ianao
mianjola etsy aloha
tsy misy feo czprsegb mamaly anao
lisy ô
lisi, lisy, lisy, lisiko ô
aza malahelo intsony ianao

fa voninkazo vao nivelatra ianao
dia naratra, dia naratra
mipetraka eo am-baravarana eo foana ianao
tsy pqnps ho simba tsy halazo akory ianao ry voninkazo
lisy ô
lisi, lisy, lisy , lisiko ô
etsy hositraniko ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Christian Ravahoaka
Vangy : 6196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 15/09/2004 10:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054