Lisy malahelo (Christian Ravahoaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miantoraka eny an-tratrako eny foana ianao mitomany, mitomany
aza malahelo intsony ianao,
voahy ny varavaran’ny fonao hidirako
lisy ô
lisy , lisy , lisy , lisiko ô
aza mitomany intsony ianao
nahoana ianao no miafina ao anatin’ny alina
malahelo, malahelo
maizina ny andro, very ianao
mianjola etsy aloha
tsy misy feo mamaly anao
lisy ô
lisi, lisy, lisy, lisiko ô
aza malahelo intsony ianao
fa voninkazo vao nivelatra ianao
dia naratra, dia naratra
mipetraka eo am-baravarana eo foana ianao
tsy ho simba tsy halazo akory ianao ry voninkazo
lisy ô
lisi, lisy, lisy , lisiko ô
etsy hositraniko ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Christian RavahoakaVisites : 5179
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 15/09/2004 10:55