Mahereza (CHRIST'AL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly aho, mahita anao
Tena mijoro hatramin'izay k'hatramin'izao
Fanahy mahery, no anatinao
Isaorana tononkira.serasera.org ilay Ray
2. Isika anie mandroso hatrany
Ny loka miandry any an-danitra lyro any
Fa santatra ny ety an-tany
Isaorana ilay Ray
3. Mpandresy hatrany, raha eto an-tany
Tsisy navelany ho raraka
Ka tsy aleo ve manompo cfwthtaw zklz miaraka ?

Fiverenana : Mahereza fa tsy ho irery ianao (4)
Tsy ho irery ianao... (4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHRIST'AL
Vangy : 2284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 13/09/2017 14:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294