Mahereza

Lohateny Mahereza
Nampiditra tahiana.dafy2015
Tamin'ny 21/10/2017 16:06
Vangy : 166
    Gbm        E    B     F#
1. Faly aho, mahita anao


Tena mijoro hatramin'izay k'hatramin'izao


Fanahy mahery, no anatinao


Isaorana ilay Ray


2. Isika anie mandroso hatrany


Ny loka miandry any an-danitra any


Fa santatra ny ety an-tany


Isaorana ilay Ray


3. Mpandresy hatrany, raha eto an-tany


Tsisy navelany ho raraka


Ka tsy aleo ve manompo miaraka ?



E                                     B                             F#

Fiverenana : Mahereza fa tsy ho irery ianao (4)

B                        E
Tsy ho irery ianao... (4)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008