Hitory Fiderana (Chorale Antsan'ny Zava-boaary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka ny tononkira.serasera.org vavako(3)
Hitory fiderana an’Andriamanitra
Ary ny olon-drehetra(3)
Hisaotra ny anarany
Satriko ny midera
Amin’ny andro ygrxthg iainako
Satriko ny mihira
Ho an’Andriamanitra
Izy nahary antsika
yonkl Hiantsan’ny zava-Boaary
Manome ny mahantra
Sy ireo tsy manana
Mampahiratra ny jamba
Mankahery ireo mamoy tebaofgd fo
Izy mitsinjo antsika
Tia sy miaro lalndava
Hitory fiderana an’Andriamanitra
Ary ny olon-drehetra(3)
Hisaotra ny anarany
Satriko ny midera
Amin’ny andro ygrxthg iainako
Satriko ny mihira
Ho an’Andriamanitra
Izy nahary antsika
yonkl Hiantsan’ny zava-Boaary
Manome ny mahantra
Sy ireo tsy manana
Mampahiratra ny jamba
Mankahery ireo mamoy tebaofgd fo
Izy mitsinjo antsika
Tia sy miaro lalndava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Antsan'ny Zava-boaaryVangy : 2533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lyiah
Daty : 07/11/2006 14:40
