Ho hitako i Maria (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Hitako i Maria Reny tsara
Mba mamiko euqgkc zao lyilb antenaiko hymcznu izao
Faly tononkira.serasera.org ny foko mihevitra izany
Ary miventy izao hirako izao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
Mba mamiko euqgkc zao lyilb antenaiko hymcznu izao
Faly tononkira.serasera.org ny foko mihevitra izany
Ary miventy izao hirako izao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Choral Andry St Famille Ambohimena AntsirabeVangy : 763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 33336
Daty : 08/03/2023 07:25
