Mazava (Chico)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fijaliana niany
Fahasambaragna ny amray
Kila olo tmsm mahazo anjara masova mandraina
Haiko izio fa mafy
Fhiarahana miaina
Ref : ao fa kely sisa de tonga ny vlzz mazava
Miaritra kely fogna de tonga ny mazava
Ao fa kely sisa de tonga ny mazava
Miaritra kely sisa de tonga ny mazava
2- Tsisy miracle fa mila anw mitsangana m'joro
Anao safidy na andeh na handroso
Fa n'LOSER , mitavandra ny hafa handrombo
Tsy hiezaka fa mipetraka miamby zaka bojo
Ohhhh , ohhh ( yeh )
Vitanao io na lemaka na dezaka leh lalàna fa mila anw miezaka mandeh mandresy fahantrana
Ref : tononkira.serasera.org ao fa kely sisa de tonga ny mazava
Miaritra ireflfqg kely fogna de tonga ny mazava

--------
Rohy: