Mazava (Chico)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‎1- Fijaliana niany
‎Fahasambaragna ny amray
‎Kila olo mahazo anjara masova mandraina
‎Haiko izio fa mafy
‎Fhiarahana miaina
‎
‎Ref : ao jedcey fa kely sisa de tonga ny mazava
‎Miaritra kely fogna de tonga ny mazava
‎Ao fa kely sisa cobyynyb de tonga ny mazava
‎Miaritra kely sisa de tonga ny mazava
‎
‎2- Tsisy miracle fa mila anw mitsangana m'joro
‎Anao safidy na andeh na handroso
‎Fa n'LOSER , mitavandra ny hafa handrombo
‎Tsy hiezaka fa mipetraka miamby zaka bojo
‎Ohhhh , ohhh ( yeh )
‎Vitanao io npuidl na lemaka na dezaka leh lalàna fa mila anw miezaka mandeh mandresy tononkira.serasera.org fahantrana
‎
‎Ref : ao fa kely sisa de tonga ny mazava
‎Miaritra kely fogna de tonga ny mazava
‎Ao fa kely sisa de tonga ny mazava
‎Miaritra kely sisa de tonga ny mazava
‎

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chico
Hits : 244
Likes : 0 Like
Created by : Chico
Date : 09/05/2026 01:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274