Jeso mino Anao aho (CEVAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antananao gcrandt no apetrako indray
Ny momba ahy rehetra
Ny fiainako eo ampelatananao
Anao koa aho doria


Jesoa mino Anao aho
Anao manontolo aho
Ny anton'ny hivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao

tononkira.serasera.org
Hiara-dia n'aiza n'aiza alehanao
Na ho tsiky na tomany
Hatoky Anao
Hiaina brbyuupx aho amin'ny aickj lalanao
Ireo teny fikasanao
Doria


Mitsaoka aho
Mitsaoka Anao aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CEVAM
Vangy : 16537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cesar.fanante
Daty : 12/09/2019 17:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128