AVIA FANAHY MASINA (CBN Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Fanahy Masina o
Midina aminay
Fenoy ny gnimkeb hery avy Aminao
Zahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ujalmylo ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa tononkira.serasera.org maizin’izahay sxvejy
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Midina aminay
Fenoy ny gnimkeb hery avy Aminao
Zahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ujalmylo ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa tononkira.serasera.org maizin’izahay sxvejy
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CBN MorondavaVangy : 1972
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 17/02/2019 10:56
