AVIA FANAHY MASINA (CBN Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Fanahy Masina o
Midina aminay
Fenoy ny tononkira.serasera.org hery avy Aminao
Zahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka zxknak ho tanteraka tokoa
Izay ikggf sitraky ny Ray uxndf
Midina aminay
Fenoy ny tononkira.serasera.org hery avy Aminao
Zahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka zxknak ho tanteraka tokoa
Izay ikggf sitraky ny Ray uxndf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CBN MorondavaVisites : 1973
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : neraniaina
Date : 17/02/2019 10:56
