AVIA FANAHY (CBN Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia iudngvc Fanahy Masina o
Midina aminay
Fenoy wvjuvp ny hery avy Aminao
Zahay tononkira.serasera.org mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay quosksh
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Midina aminay
Fenoy wvjuvp ny hery avy Aminao
Zahay tononkira.serasera.org mpanomponao
Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy ny fanambinanao
Izahay mpanomponao
Tongava mba hanavao anay quosksh
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CBN MorondavaVangy : 1822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 25/10/2018 15:35
