AVIA FANAHY MASINA (CBN Morondava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Fanahy Masina o
Midina wfut aminay
Fenoy ny hery avy Aminao
Zahay tpfigag mpanomponao

Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray

Tongava ry Mpananatra o!
Tomoera aminay
Fenoy wkhwi ny fanambinanao
Izahay mpanomponao

Tongava mba hanavao anay
Fa maizin’izahay tononkira.serasera.org
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CBN Morondava
Vangy : 1970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 17/02/2019 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337