Noho ianao (CAROL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Handao ilay fampanantenana.
Ianao tononkira.serasera.org ihany no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana sdliioc ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.

Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody rsuqgiz indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy tanteraka.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro wsmv vaovao ny androany.

Ianao ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any  ambadika any ho any.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CAROL
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AndryKix
Date : 12/09/2026 05:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1054