Noho ianao (CAROL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Handao ilay fampanantenana.
Ianao ihany no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny tononkira.serasera.org nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.

Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy nreoj tsy tanteraka.

Ref:Foana fa tonga ilay
ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny liozg foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.

Ianao tkmc ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any  ambadika any ho any.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CAROL
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : AndryKix
Date : 12/09/2026 05:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444