No limit (Bodokely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Alfa 'lay tsy miovaIanao Omega mandrakizay
Manjaka aminkery Ianao Tompo o
Andriamanitry ny fahagagana
Tompo tsitoha 'lay Avo indrindra
Andriamanitry ny tsy hay atao
Rehefa miteny Ianao Tompo o
Tsisy mahatohitra Anao
(Hainao atao) x2 ny zavatra rehetra
Hainao atao Tompo o hainao atao ny zavatra rehetra
(Oh oh oh x2 hainao atao Tompo o ny zavatra rehetra) x4
(Mampahiratra ny jamba, 'lay mampiteny moana
'Lay mpanao làlana anaty ranomasina) x2
(Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana) x2
[No limit x3 Ianao Jesoa] x2
Mampahiratra ny jamba, 'lay mampiteny moana
'Lay mpanao làlana anaty ranomasina
Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana
[No limit x3 Ianao Jesoa] x2
(Oh oh oh x2 hainao atao Tompo o ny zavatra rehetra) x2
(Hainao atao) x2 ny zavatra rehetra
Non tsy misy tsy hainao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodokelyVangy : 798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : holimanampisoa
Daty : 21/03/2024 13:50