VALIM-PITIA (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa va ianao ilay nandondona teo iny
Tsy novohaiko fa natahotra aho, aza tsiny
Ny cginvl andro koa moa efa maizina tamin’iny
Ny orana mijojo, rivotra nifofo
Naleoko tsy namaly
Menamenatra ery aho ny omalin’iny
Ianao ilay nikopaka ahy, nefa izaho tsy nivily
Rehefa tsinjoko ianao lvxoq fa nanaraka ahy
Nodiako tsy jerena
Nefa aho manantena
Fa ohefa mbola hihaona indray
Ka dia inona ary izato anton’ny dia
Aza misalasala fa avia
Mino aho fa hiandry tononkira.serasera.org valin’ny fitia
Matoa ianao velom-pitsikiana
Izaho akory tsy miavona sanatria
Nefa tsy tsipolitra manara-dia
Eto imasonao aho no milaza
Ho doria ny ahy fa tsy fitiavan-jaza
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
Tsy novohaiko fa natahotra aho, aza tsiny
Ny cginvl andro koa moa efa maizina tamin’iny
Ny orana mijojo, rivotra nifofo
Naleoko tsy namaly
Menamenatra ery aho ny omalin’iny
Ianao ilay nikopaka ahy, nefa izaho tsy nivily
Rehefa tsinjoko ianao lvxoq fa nanaraka ahy
Nodiako tsy jerena
Nefa aho manantena
Fa ohefa mbola hihaona indray
Ka dia inona ary izato anton’ny dia
Aza misalasala fa avia
Mino aho fa hiandry tononkira.serasera.org valin’ny fitia
Matoa ianao velom-pitsikiana
Izaho akory tsy miavona sanatria
Nefa tsy tsipolitra manara-dia
Eto imasonao aho no milaza
Ho doria ny ahy fa tsy fitiavan-jaza
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6947
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ericka RAZAFIMANANTSOA
Daty : 04/06/2003 07:42
