Tojo (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny hihira
Hira toy ny anao
Hira tsy ho lefy
Na antitra aza aho
tononkira.serasera.org Natambatro ny hira
Hanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray, mampifandray
Satria fitia, tsy lò
No tao am-po
Ka hita rano acbwqajq indray
Satria iray, ny saina
Nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Tiako ny ho tojo
Feo iray toy ny anao
Feom-boromanga
Mambabo ny fanahy
ummzn Natambatro ny hira
Hanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray, mampifandray
Satria fitia, tsy lò
No tao am-po
Ka hita rano indray
Satria uxkrgxg iray, ny saina
Nikotrika
Ka hasandratra ho avo
SOLO & BODO
Hira toy ny anao
Hira tsy ho lefy
Na antitra aza aho
tononkira.serasera.org Natambatro ny hira
Hanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray, mampifandray
Satria fitia, tsy lò
No tao am-po
Ka hita rano acbwqajq indray
Satria iray, ny saina
Nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Tiako ny ho tojo
Feo iray toy ny anao
Feom-boromanga
Mambabo ny fanahy
ummzn Natambatro ny hira
Hanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray, mampifandray
Satria fitia, tsy lò
No tao am-po
Ka hita rano indray
Satria uxkrgxg iray, ny saina
Nikotrika
Ka hasandratra ho avo
SOLO & BODO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 8193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amazone
Daty : 27/02/2007 14:53
